【我们与总书记在一起】以新的更大作为开创广东工作新局面
Fiseho
百度 而这次中国杯面对世界排名第20位的威尔士队,人家认真踢比赛后,国足将士就跟不上比赛节奏了。
52°50′N 04°19′E / 52.833°N 4.317°E
Den Haag
| |||
![]() | |||
Velarantany | 98,12 km2 | ||
Isan'ny mponina | 565,701 | ||
Tanàn-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | ![]() | ||
Fanjakana | NC | ||
Faritany | NC | ||
Tanàna mifanolo-bodirindrina | Den Haag |
Den Haag no fonenan'ny parlemanta sy governemantan'i Holandy ary ny Fanjakan'i Holandy ary renivohitry ny faritanin'i Zuid-Holland.
Io tanàna io no fonenan'ny fianakavian'ny mpanjaka nanomboka tamin'ny 1831, fa ny renivohitra de jure any Holandy dia Amsterdam.
Ny tanànan'i Den Haag no tanàna fahatelo lehibe indrindra any Holandy izay misy mponina 565.701 (hatramin'ny 1 Janoary 2024) amin'ny 98,12 kilometatra toradroa. Misy tanàna lehibe hafa koa eo amin’ny manodidina, toa an’i Rotterdam (20 km), Leiden (15 km) ary Delft (8 km).
Ony
[hanova | hanova ny fango]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : The Hague |